Teny iditra |
fanjatoana
(zato)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fizarana zato [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'action de diviser en cent [1.3]
|
|
Teny iditra |
fanjatoana
(zato)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anarana ilazana ny hatotanana fasiana haba na tsimikatona [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Le poignet où se place le bracelet [1.3]
|
|
Teny iditra |
fanjatoana
(zato)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | The place of obtaining riches. Comp. mpanjato be [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'action de s'enrichir, le moyen, le motif [1.3]
|
|