Teny iditra | fanjehy (zehy) | |||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manjehy, mandrefy amin' ny zehy Azo zehena: Omby mitsangana tsy fanjehy [1.1] | |||
Teny iditra | fanjehy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana entina manoritra faribolana [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Compas [1.13] | |||
Tovy hevitra | fanoritamparibolana ~ kompa | |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | fanjehy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Chenille. [1.19] | |||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |