Teny iditra | fanjofo (jofo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manjofo mikapoka, mamely Fomba na toetran' ny olona na zavatra manjofo, mandroso tsisy tahotra, miantsambotra midodododo [1.1] | |
[Bezanozano] Ady [1.78] | ||
Fivaditsoratra | fafonjo, fanjofo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |