Teny iditra fanjohiam-panandramana
Singan-teny fanjohiana ; fanandramana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba fiasan'ny saina tsy manaiky petra-kevitra iray raha tsy voamarin'ny fanandramana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Démarche expérimentale [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10