|
|
|
|

Teny iditra1  fanjono (jono)
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Fomba entina manjono 4  Azo jonoina: Moa ve misy trondro tsy fanjono? [1.1]

Fivaditsoratra  5  fanjono, fanonjo

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08