Teny iditra fanjonoana (jono)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fakana hazandrano amin' ny fintana
Fanangolena, fanojikojena: Teny malefaka no fanjonoan' ny mpamitaka ny olona tiany hofitahina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pêche [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20