Teny iditra | fankasiahana (siaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hahatonga hasiaka: Tandremo ny fankasiahana an' io alika io fa manaikitra io [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanakisahana, fankasiahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |