|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  siaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Halozana, faharatsiam-panahy
19 Tsiron-javatra manaikitra ny lela, toy ny sakay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 fierceness, violence [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21 méchanceté [1.3#602, 1.8]
22 violence, rudesse, sévérité, cruauté, férocité, sauvagerie
23 goût piquant de certaines herbes
24 causticité, violence de language [1.3#602]
25 Goût piquant de certaines plantes [1.196]
Voambolana  26  Ontam-po
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe siaka

Teny iditra (2/2) 28  siaka
Sokajin-teny  29  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  42 Feo mikiririoka ataon' ny molotra, sioka: Ny siakan' ny manina
43 Feo entina miantso. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  44 whistling [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  45 action de siffler, d'appeler en sifflant [1.3#603]
46 sifflement [1.8]
Ohatra  47  Fa injay nisy siaka mafy dia mafy nanakoako tao ivohony tao. [2.357#39]
48  Ary mikalo foana ny voronkely eny an-tsaha, fa siaka tsy misy tonony ny azy raha tsy ny feon' i Vololona no mihira eo an-tsofiny. [2.529#99]
Voambolana  49  Feo
Tovy hevitra  50 sioka
Fikambanana  51  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe siaka
Ohabolana  52  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  53 akasy, 54 Akisa, akisa, 55 asika, 56 Isaka, isaka, 57 kasay, 58 kasia, 59 saika, 60 Sakay, sakay, 61 sakia, siaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19