Teny iditra | 1 fankasitrahana |
Fototeny | 2 sitraka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fampisehoana fahafaham-po noho ny asa vita: Nahazo fankasitrahana tamin' ny lehibeny Rakoto ka faly aoka izany Fanehoana fihetseham-po mitory hafaliana sy fitiavana noho ny soa noraisina tamin' olona: Tsy tokony hisy fetra ny fankasitrahan' ny zanaka ny ray aman-dreny Fankatoavana, fankamamiana: Tsy hita holazaina ny fankasitrahan' ny be sy ny maro ny lahateninao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] thankfulness; a reward |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] approbation ; remerciement, gratitude |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny fankasitrahana io |
Fivaditsoratra | 9 fankasitrahana, hanafarantsika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |