Teny iditra | fanodokana (sodoka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Famitahana amin' ny fijerena [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action de tromper par de fausses apparences, le moyen, le motif [1.3] | |
Ohatra | ny trano ao Akziba dia ho fanodokana ho an' ny mpanjakan' Israely.
[2.996] | |
Fivaditsoratra | fandokoana, fanodokana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |