|
|
|
|

Teny iditra 1  sodoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 induit en erreur, trompé par de fausses apparences, par de fausses suppositions, par de vaines espérances [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 Voafitaka noho ny toe-javatra miseho ho toy izao na toy izao, noho ny fisehoana ivelany, noho ny resaka tsara lahatra ka nandiso fanantenana: Sodokan' ny fampanantenan' ny namany izy ka tsy namototra firy [1.3#615]
Ohatra  21  Efa nandeha an-jamba aho satria tsy nisaina fa sodoka. [2.643]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20