|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanoloana
Fototeny  2  solo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanovana hala: Tsy azo atao angaha ny fanoloana mpilalao mandritra ny lalao?
Fanonerana: Tandremo fa an' izay mamaky ihany ny fanoloana ny fitaratra vaky na simba
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#623] L’action de remplacer, de compenser, ce qui remplace, la cause
6  [1.13] substitution
Ohatra  7  Tsy nisy intsony rahateo koa moa ny famboarana fesana sy ny fanoloana lohan-dalitra. [2.472#95]
8  Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina. [4.27#2003/04/11]

Teny iditra (2/2)9  fanoloana
Fototeny  10  oloana
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] Izay olona eo anoloana

Fivaditsoratra  13  fanalonao, fanoloana, nafalonao, nalofanao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21