|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  solo
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  25 Zavatra na olona ampiasaina hanao asa nataon' ny hafa: Rakoto no solon' ny mpampianatra anay lasa / Lay no natao solon' ny trano
26 Olona voatendry hiteny na hanatrika amin' ny anaran' ny hafa (solontena no tena fampiasa amin' io hevitra io): Dia niteny ny solon' ny lehiben' ny Governemanta
27 Onitra: Inty misy zavatra kely ho solon' ny bokinao veriko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  28 a substitute [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  29 Un remplaçant, un substitut, un représentant
30 compensation, ce qui se donne, se paie à la place d’une autre chose [1.3]
31 remplacement, substitut [1.8]
[1.13]
Ohatra  32  Ary ankehitriny, gadralava atao solo ny sazy. [2.48#326]
33  ary dia ny omby no haniny ny otona, solo ny zaza maty. [2.48#267]
Mpanahaka  34  akalana, 35  akanga, 36  andrianjahonoany, 37  fandrotrarana, 38  fanovan, 39  fara, 40  fara, 41  fokom, 42  iraka, 43  kolokolo, 44  kolokolo, 45  masoivoho, 46  mpamelo, 47  papango, 48  solofo, 49  tamingana, 50  tapa, 51  tarana, 52  taranaka, 53  taranjana, 54  vato, 55  vorom
Fikambanana  56  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 38 misy ny teny hoe solo
Ohabolana  57  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 58  solò
Sokajin-teny  59  anarana
Fanazavàna teny malagasy  60 Hiran' olon-tokana [1.1]
Tsipelina hafa  61 soalao

Fivaditsoratra  62 loso, solò, solo

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19