|
|
|
|

Teny iditra1  fanomanana
Fototeny  2  omana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanaovana vonona mialoha izay ilaina amin' ny fanatanterahana zavatra iray
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#461] l'action de préparer
6  [1.13] préparation
Ohatra  7  Ny tena maika indrindra dia ny fanomanana ny fifidianana. [4.27#]
8  Ny fanomanana io fanadinana io anefa dia sady ilana fotoana no ilana vola. [2.356#]
9  Tsy kabary fe kabary anefa izany fa lahateny nilana fanomanana lalina sy naharitra. [2.445#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  fanomanana, nanafoanam

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21