Teny iditra | 1 omana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fikarakarana mialoha; fisainana na famoriana ny zavajavatra ilaina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] decoration, embellishment, ornament. See haingo, vonona. 5 [1.7] preparation |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] parure, ornement, toilette, apprêts, préparation, dispositions, préparatifs 7 [1.8] préparation |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny omana io |
Fivaditsoratra | 15 amona-, aoman, manao, manoa, maona, moana, namoa, naoma, omana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |