|
|
|
|

Teny iditra1  fanome
Fototeny  2  ome
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manome: Toy izao no fanome fahatsiarovana
Azo omena matetika: Itỳ fanafody itỳ no fanome ny zazakely
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#464] Ce qu’on peut donner, celui à qui l’on peut donner, manière de donner
Ohatra  6  Ary ny fanome voninahitra ny ambassadors dia hataonay. [2.366#]
7  fa lany ny vola fanome ho an'ny Mpampianatra any avaratra. [2.59#]

Fivaditsoratra  8  afenom, fameno, fanome, fomena, mañefo, mañofe

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21