|
|
|
|

Teny iditra 1  fanomezana
Fototeny  2 ome
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fahafoizana: Misy fanomezan-dra eny amin' ny hopitaly anio
7 Zavatra omena: Sarobidy itỳ fanomezana nataonareo itỳ fa misaotra indrindra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 a gift [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 l'action de donner, le présent, le don [1.3]
10 don [1.8, 1.13]
11 cadeau [1.8]
Ohatra  12  fanomezana lanja ny mpikaroka eo an-toerana; [2.445#98]
13  Ary tsy mety ho hadinonay ny fanomezana izany. [2.59#302]
14  Hafaliana moa ny azy eo am-pandraisana izany fanomezana samihafa izany. [2.643#24]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how fanomezana
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  17 Randzavola: fanomezana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21