Teny iditra |
fanompoana
(tompo)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina, na mahavahoaka,
na mahafirenena ary tsy andraisan-karama [1.10]
|
| Fanaovana ny raharahan' olona toy ny mpikarama Raharaha an-tery ho an' ny mpanjaka fahiny Raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina na maha-isam-bahoakan' ny firenena ny tena, nefa tsy andraisankarama. [1.1]
|
| Asa maimaimpoana tsy maintsy ataon'ny olom-pehezina [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Servitude; services rendered; forced labor under former government regulations [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Corvée [1.8, 1.13]
|
| Servitude; action de servir [1.8]
|
Ohatra |
1 | fa nomenay azy hataony amy ny fanompoana
[2.59]
|
2 | fa ianareo mandova fanompoana, izaho mandova fanjakana
[2.298]
|
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
fanompoana
(tompo)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanajana (olona) fatratra sy fanekena ny sitrapony: Fanompoana an' Andriamanitra [1.1]
|
Ohatra | Eo amin' ny fanompoana ny Tompo ihany no aina no fetra
[2.356]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|