Teny iditra fanondroana (tondro)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanambarana zavatra na ny misy azy amin' ny rantsantanana; fanoroana, filazana: Ny fanondroan-dRakoto an' ireo iray tetika taminy no nampihena ny saziny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20