| Teny iditra | 1 fanontaniana |
| Fototeny | 2 ontany |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Fanaovana teny mila setriny na valiny: Nanao fanontaniana ilay mpandaha-teny fa tsy nisy namaly ny mpihaino
7 Zavatra adinina amin' ny fanadinana: Fanontaniana efatra tamin' ny enina no voavaliny ka afaka izy 8 Fakana am-bavany, famotopotorana: Naharitra adiny telo ny fanontaniana an' Ray voampanga [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 a question
[1.2, 1.7] 10 interrogation [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 l'interrogation, l'examen
[1.3] 12 information [1.4] 13 question [1.8] |
| Ohatra |
14 Iza re no hamaly ny fanontaniana?
[2.356#]
15 Napetrany ihany anefa ny fanontaniana: [2.470#58] 16 Izany no fanontaniana tokana manan-danja: [4.27] |
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe fanontaniana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|