Teny iditra fanontsanana (hontsana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanakorianan-drano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Ilaina ny fanontsanana ny vava fora faharatsiny isa-maraina
Fanafodin' aretim-bava izay tsy atelina fa akoriandriana ao anaty vava fotsiny: Mividiana fanontsanam-bava dia ampiasao fa ho sitrana ny aretim-bavanao [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20