|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  hontsana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  15 Fanetsiketsehana ny rano atao ao anaty tavoara na ao am-bava mba hanadiovana ny tavoara na ny aty vava
16 Ny loto avy amin' izany fanetsiketsehana izany: Hontsam-bilia
17 Fanetsiketsehana ny ao anaty zavatra na ny eo ivelany amin' ny fitopatopana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 ballotement, secousse, agitation de l'eau quand on lave les barriques, les bouteilles, quand on se rince la bouche; agitation du ventre quand on court ou qu'on danse [1.3]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe hontsana

Teny iditra (2/2) 20  hontsana
Fototeny  21 hontsa
Sokajin-teny  22  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
23  Ny ankehitriny :
24  Ny lasa :
25  Ny hoavy :
26  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  27 à quoi on inspire un vif sentiment [1.3]
Tovy hevitra  28 hontsaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22