|
|
|
|

Teny iditra1  fanontsanana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanakorianan-drano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Ilaina ny fanontsanana ny vava fora faharatsiny isa-maraina
Fanafodin' aretim-bava izay tsy atelina fa akoriandriana ao anaty vava fotsiny: Mividiana fanontsanam-bava dia ampiasao fa ho sitrana ny aretim-bavanao
Fototeny  4  hontsana

Fivaditsoratra  5  fanantsonana, fanontsanana, nanafantsona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21