Teny iditra | 1 fanoratana |
Fototeny | 2 soratra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanaovana soratra: Efa mahay mamaky tsara itỳ zaza ity, fa eo amin' ny fanoratana no mbola votsa dia votsa 5 Fandatsahana an-tsoratra: Etsy amin-dRamatoa etsy no fanoratana anarana 6 Famoronana lahatsoratra, boky: Olona kinga amin' ny fanoratana izy 7 Fampidirana amin' ny bokim-panjakana ny nanaovana ny sora-panambadiana: Tamin' ny alakamisy no natao ny fanoratana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 A writing table or desk. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 l'action d'écrire, de dessiner, de marquer, les instruments, le lieu, la cause [1.3] |
Ohatra |
10 amy ny ilay boky fanoratana ny andevo [2.59#87] 11 Fanoratana ny sisiny, ny sarin-tsoavaly, ny olona ets. [2.366#184] 12 Izany anefa tsy nisakana azy tsy hitendry milina fanoratana hatramin' ny farany! [2.356#45] |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |