Teny iditra fanoto vy
Singan-teny fanoto ; vy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fanoto izay misy vy ny tendrony; baramina, anjaby lavalava fano fanoitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [vy, iron.] A crow-bar, or a pole with an iron ferrule. [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/03