Teny iditra |
vy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karaza-metaly menamena matroka ny volony,
anisan'ny ilaina indrindra amin'ny metaly rehetra
fa anaovana fiasana aman-pitaovana isan-karazany [1.1]
|
| Metaly azo omena endrika samihafa [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Iron [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fer [1.3, 1.5, 1.8, 1.13, 1.6]
|
| Métal en général, même non ferr [...] [tohiny 1.5]
|
| Feraille, objets métalliques [1.5]
|
Fanazavàna teny italianina | Ferro [1.18]
|
Marika iraisam-pirenena | Fe
[3.1]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Anaran-toerana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
vy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny frantsay | Dur, qui dure longtemps, entêté, obstiné [1.3]
|
|
Teny iditra |
vy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
antsy
[1.78]
|
|
Teny iditra |
vy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | (côte Sud-Est) (de ovy). Non général des plantes à tubercule
[1.196]
|
Voambolana |
|