|
|
|
|

Teny iditra1  fanoto vy
Singan-teny  2  fanoto, vy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  fanoto izay misy vy ny tendrony; baramina, anjaby lavalava fano fanoitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [vy, iron.] A crow-bar, or a pole with an iron ferrule. [1.2]

Fivaditsoratra  6  fanoto vy, fitovona

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/03