Teny iditra | 1 fanotra |
Fototeny | 2 otra |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manotra, misafo sady mamoritra amin' ny tanana mba hampalefaka ny hozatra marary na vizana na mivonkina Azo orina |
Fivaditsoratra | 5 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |