| Teny iditra | 1 otra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Fisafoana sady famoretana amin' ny tanana ny faritra iray amin' ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 root of voaotra, orina, miotra, manotra
[1.2] |
| Fivaditsoratra | otra, 22 Rota, rota, 23 Rtoa, 24 taro, 25 tora |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|