|
|
|
|

Teny iditra 1  fanta
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 Ozona, ompa, ngoso, aniana. [1.1]
13 [Antambahoaka] fianianana [1.78]
14 [Sihanaka] ozona [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  15 an oath. See ngoso, sahato, ozona, iniana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 imprécation, jurement [1.3]
Tovy hevitra  17 iniana, ngoso, ozona, sahato
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe fanta

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22