|
|
|
|

Teny iditra 1  ngoso
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  11 Fianianana mafy enti-milaza fa ho voaozona hiray amin' ny olom-pady raha toa ka tsy marina izay lazaina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 an oath; swearing by. [1.2]

Fivaditsoratra  ngoso, 13 songo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20