Teny iditra | 1 fantarina |
Fototeny | 2 fantatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Vinanina: Tsy hointsika fantarina ny ho avy 5 Tadiavina ho fantatra: Nofantariny ela tao aho [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to be examined, to be proved, to be tried, to be understood [1.2] 7 to be known, to be tested [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 qu’on examine, qu'on cherche à comprendre, à connaître, à reconnaître, qu’on essaie [1.3] 9 qu'on connait, qu'on sait, qu'on essaie [1.8] |
Ohatra |
10 Tsy azoko fantarina izany (Je ne puis comprendre cela) [1.3#150] 11 hofantariko ny soavalinao rahampitso (J'essaierai demain votre cheval) [1.3#150] 12 Tsy azo fantarina tokoa izay havoaky ny ampitso, hoy izy lasalasam-borona, fa iza moa. [2.5] 13 Aoka hofantariko kely io olona io (Il faut que je cherche à reconnaître cette personne) [1.3#150] 14 Fa ny fotoana tany alohany no sarotra fantarina kanefa dia ho fintinina toy izao manaraka izao. [2.508] 15 Tsy nofantariko ny toetr' io lamba io ka voafitaka aho (Je n'ai pas examiné la qualité de cette étoffe et j'ai été trompé) [1.3#150] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny fantarina io |
Fivaditsoratra | 21 fantarina, fiantrana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |