| Teny iditra | 1 fantaro |
| Fototeny | 2 fantatra |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fantarina [Fitanisana] |
| Ohatra |
4 fantaro amin'izao, Andriamasinavalona!
[2.298#19]
5 fantaro anefa fa tsy izay adala minia mikimpy no hahafoana iry masoandro iry; [2.296#146] |
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fantaro |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 fanotra, fantaro |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/18 |
|