Teny iditra fantson' amany ambany
Singan-teny fantson' amany ; ambany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fantson'amany miala avy eo amin'ny tatavia mankany ivelany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Urètre [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra fantsom-boa
Mpanahaka  fantson' amany ambony

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10