Teny iditra | 1 faraidina |
Singan-teny | 2 fara, idina |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] (fara idina) The lowest ranks of the people, the poorest, the wretched.] 5 [1.7] the poorest, the lowest in quality or degree |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] le plus pauvre; canaille |
Ohatra |
7 Ny faraidina indrindra hihinana, ary ny mahantra handry fahizay; [2.996#] |
Fivaditsoratra | 8 andafiria, fadiranay, faraidina, fidariana, ifadirana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |