Teny iditra faravavy
Singan-teny fara ; vavy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny vavy farany indrindra amin' ny zanaka vavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [vavy, feminine.] The youngest daughter in a family; a word frequently retained by such daughter as a proper name. [1.2]
 The youngest daughter [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La fille cadette [1.8]
Ohatra 
1Ny zokiny taminay fito taona sy tapany, ary ny faravavy herintaona sy tapany. [2.356]
2Io osy vavy io no namelona anay, ilay zandrinay faravavy vao teraka sy izahay ankizy rehetra. [1.369]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10