Teny iditra |
faribolana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsipika boribory feno tanteraka ka mitovy ny elanelan' ny teboka rehetra aminy amin' ny teboka iray eo afovoany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A circle, a circumference, a circuit [1.2]
|
| A circle [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Cercle [1.8]
|
Ohatra | Nanao faribolana izahay ary niteny aho ka Robert Gagg no nandika teny ho amin' ny fiteny alema.
[2.356]
|
Voambolana |
Singan-teny | fari- (faritra) ; volana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
faribolana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | A children's game of making circles. [1.2]
|
Ohatra | Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao faribolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika.
[2.5]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
fari-bolana
|
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza sary vorivory [1.1]
|
|