| Teny iditra (1/3) | 1 farina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy mahateny tsara fa toy ny migadragadra ny feo, tsy mahahira tsara: Voan' ny vovoka aho omaly ka farina ny feoko
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 hoarse.
[1.2] |
| Ohatra |
6 Tapaka tangarana ny fidiram-bola tao aminy fa ilay feo, dia tonga farina tsy azo nampiasaina intsony;
[2.285#]
7 Tsy azoko loatra ny tonon-kira, fa ny feony dia tsy misy ifandraisany mihitsy amin' ny feon-kira fandre : angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. [2.472#] |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe farina |
| Teny iditra (2/3) | 9 farina |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Fitohanana tsy mivalana ho an' ny zaza
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 13 farina |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Ny hoditra manify mihofakofaka amin' ny tarehy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 small scurf on the nose.
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 18 fanary, 19 fanira, 20 farany, Farany, farina, 21 finara, 22 firaña, firana, 23 rafina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|