|
|
|
|

Teny iditra1  mifarina (farina)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Voambolana  3  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  4  Maharitra andro vitsivitsy tsy mivalana, mampoelana ny fivalanana [1.1]
5  (Tsara homarihina fa amin' ny zazakely ihany no ampiasana an' io teny io, fa amin' ny lehibe kosa dia ny hoe "mitohana" no ampiasaina) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  Used of a child suffering from constipation. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  Constipation des enfants [1.54]

Fivaditsoratra  8  fimirana, mifanira, mifarina, mifiraña

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20