Teny iditra | fary gasy | |
Singan-teny | fary ; gasy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fary izay mifanety kely ny tonony [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ farigasy ] Canne à sucre à tige mince avec noeuds peu marqués, anciennement introduite [1.196] | |
Fivaditsoratra | fary gasy, figarasy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17 |