| Teny iditra (1/2) | 1 gasy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 malagasy, an' ny Malagasy: Teny gasy, hira gasy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 see Malagasy
[1.2] 11 Malagasy (it is better to say "malagasy") [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 malgache
[1.3] 13 malgache (il vaut mieux dire "malagasy") [1.8] |
| Ohatra |
14 Nataon' ny miaramila gasy lasibatra ireny.
[2.472#143]
15 Sakafo gasy no namboarina : vary, hena ritra; [2.356#160] 16 Toa teny gasy nefa tsy nisy haiko na kely aza. [2.643#] 17 Mbola hita mandraka ankehitriny ny savony gasy. [2.117#106] 18 Mifanambaka erý ny olona amin' ny vakim-bola gasy. [1.437#] |
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny hoe gasy |
| Teny iditra (2/2) | 20 gasy |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 [Antesaka] solitany
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 [Antesaka] pétrole
[1.82] 24 [Tankarana] pétrole. (menak' afo). [1.19] |
| Fivaditsoratra | gasy, 25 gisa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|