|
|
|
|

Teny iditra1  fatiantoka
Singan-teny  2  faty, antoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fahavoazana amin' ny zavatra iray fa kely noho ny nahazoana na nanamboarana azy no namarotana azy: Voan' ny fatiantoka aho tamin' iny varotra iny
Ny elanelan' ny vola nahazoana na nanamboarana zavatra iray sy ny vola azo tamin' ny nivarotana azy indray: Telopolo no fationtoko tamin' ny nivarotako iny vorontsiloza iny
5  [1.1][faty antoka] fahavoazana amin' ny varotra, izay mihatra amin' ny olona nivarotra zavatra latsaka noho ny masonkarena na izay nahazoany azy
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] [antoka, surety.] A loss sustained in trade by a bargain or contract.
7  [1.7] a financial loss; bankruptcy
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8] perte, ruine (commerce)
Ohatra  9  ka tsy ho fatiantoka ve raha tsy izany? [2.4#]
10  Tsy fatiantoka ho anay ny nidiran' ny Romana nanjana-tany. [2.643#]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny fatiantoka io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07