Teny iditra (1/3) | 1 faty |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vatan' olona na biby tsy misy aina intsony: Misy fatin-tsaka ao atsinanan-trano ao Fahafatesana: Faty hita izao ka hirosoana ihany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a corpse, death 5 [1.7] a corpse |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] un mort: Faty manao ahoana io ady io! (Que de morts il y a eu dans cette bataille!) un cadavre: Maimbo sahady ny fatiny (Son cadavre sent déjà mauvais) un animal crevé, charogne: Misy fatin' alika ao (Il y a là un chien crevé) signifie quelquefois la mort elle-même: Faty hita ka mbola mandroso ihany hianao (La mort vous attend et vous osez encore vous aventurer) 7 [1.8] cadavre |
Ohatra |
8 hazo va aho ka ho faty mahitsy? [2.131] |
Voambolana |
9 Haiaina 10 Fahasalamana |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 59 Ohabolana misy io teny faty io |
Teny iditra (2/3) | 60 faty |
Sokajin-teny | 61 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
62 [1.1] Faharesena amin' ny kilalao; fahavoazana amin' ny loka: Mbola hanarina ny fatiko aho |
Fanazavàna teny frantsay |
63 [1.3] perte au jeu, dans le commerce: Hoatrinona ny fatinao amin' ny loka? (Combien avez-vous perdu au jeu?) |
Teny iditra (3/3) | 64 faty |
Sokajin-teny | 65 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
66 [1.196] (prononciation locale pour fatsy) Arbre à bois dur ; utilisé en construction. Graines tinctoriales » (Samat). Probablement un carissa (Apocynaceae). [Sakalava]
|
Voambolana |
67 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 68 faty, fita, tafi-, tafy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |