Teny iditra (1/4) | 1 fatora |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 tsatokazo maranidoha eo amin'ny toerana fanaovana fanatira [Taisaka]
[1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 pieu pointu devant lequel se font les sacrifices [Taisaka]
[1.82] |
Teny iditra (2/4) | 5 fatora |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 tranon'ny lonaky [Bara]
[1.78] |
Teny iditra (3/4) | 8 fatora |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Voambolana |
10 Haizavamaniry: ahitra |
Fanazavàna teny anglisy |
11 shrubs. Mussaenda sp. [Betsileo]
[1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 Mussaenda trichophlebia Baker et Mussaenda vestita Baker (Rubiaceae) ; arbustes à fruits comestibles. Bois blanc sans grand intérêt ; on en fait des cuillers parce qu'il se taille facilement, et des tambours. [Betsileo]
[1.196] 13 [Tanala] 14 [Betsimisaraka] |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (4/4) | 17 fatora |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Voambolana |
19 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
20 (pour fatorana : lien tout ce qui peut attacher) Nom générique des rameaux flexibles susceptibles de faire des liens ; et des arbustes qui les produisent. Ce sont surtout : [Betsileo]
[1.196] 21 [Betsimisaraka] 22 [Bezanozano] 23 Vitex sp. (Lamiaceae). [Bezanozano] 24 Vitex sp. indéterminé (Lamiaceae). Chapotte en parle déjà dans le « Guide de l'immigrant » 1 : 254 (1899). [Taifasy] [Tanala] 25 [Taisaka] 26 [Tanosy] |
Anaram-javamaniry |
|
Fivaditsoratra | 28 afotra, farato, fatora, tarafo, tarafò |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |