| Teny iditra (1/2) | 1 fatorana |
| Fototeny | 2 fatotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Fehezina: Fatory ireto boky ireto
9 Gadrana: Nofatorana ireo mpangalatra tratra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be bound, to be fettered.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 qu'on lie, qu'on enchaine
[1.3] |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 fatorana |
| Fototeny | 14 fatotra |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Fehezana: Mololo iray fatorana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 a cord, a chain; the person in chains.
[1.2] 19 a cord, a fetter [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 lien, chaine, corde
21 les gens enchainés avant le jugement [1.3] 22 corde, lien [1.8] |
| Fikambanana | 23 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe fatorana |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 25 antarafo, 26 fanarato, 27 fanoatra, 28 Faratòna, fatorana, 29 tafarona, 30 tarofana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|