|
|
|
|

Teny iditra 1  fatoriana
Fototeny  2 tory
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fahalatsahana ao anatin' ny torimaso: Nandritrany fatorian' ny mpiambina no nandosiran' ilay gadra
7 Toerana na zavatra andriana: Mafy loatra izany fatoriana izany ka marary ny lamosiko [1.1]
Ohatra  8  Ao amin' io efitra io no fatorian' I Manana sy Feno. [2.472#8]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fatoriana

Fivaditsoratra  fatoriana, 10 firaotana, 11 firoatana, 12 ifatorana, 13 tafaorina, 14 tafariona

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26