Teny iditra (1/4) | 1 tory |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Fanesorana ny kiran-javatra hahazoana kofehy 4 Fakana ny tadim-baliha amin' ny tenany ihany, na ny tadim-baliha mihitsy: Valiha tory folo 5 Fandrasana hena izay atao didy vaventy: Torin-kena (hena vita didy vaventy mitsoriaka) 6 Soritra enti-manasaraka fari-tanimbary na tanimboly, na ny tanimboly voasarak' io soritra io mihitsy: Mangahazo iray tory [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 7 incision, ligne 8 sillon pour séparer, pour déssécher les rizières 9 action de séparer les filaments du roFIa, du chanvre, de l'écorce du zoZOro [1.3#732]10 (racine verbale, toute l'île). Action de défibrer, d'extraire les fibres d'une feuille, d'une écorce, etc. [1.196] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 16 tory |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy | 18 Fiampangana olona iray ho nanao ratsy eo anatrehan' ny antokon-draharaham-pitsarana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 19 dénonciation, accusation [1.3#732] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/4) | 24 tory |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny malagasy | 26 Filazana, fandaharana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 27 prédication [1.3#732] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/4) | 29 tory |
Sokajin-teny | 30 anarana |
Fanazavàna teny malagasy | 31 torimaso [Taisaka] [1.78]32 Fotoana ialan' ny tena manontolo sasatra amin' ny fikimpian' ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena, ka ny asa tsy miankina amin' ny sitrapo mamelona ny tena ihany no sisa mandeha, toy ny fitepon' ny fo, ny fakana fofon' aina...: Resin-tory aho tamin' ny fijerena sarimihetsika ~ Rendrika ao anatin' ny torimaso izy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 33 sleep [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay | 34 sommeil [1.3#731] |
Ohatra |
35 Tsy mba nahita tory izy, fa niandry izay hahantoandro ny andro hiantsoan' ny fanjakana azy. [2.324] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 39 torimaso |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 43 otry, tory |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |