Teny iditra 1/3 fatsaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fetsy ratsy, holokoloka, be tetika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Skillful, shrewd, cunning. See fetsy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Roué, rusé, intelligent [1.3]
Tovy hevitra fetsy
Kamban-teny 

Teny iditra 2/3 fatsaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Bala madinika izay miparitaka rehefa itifirana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Pellets, small shot. [1.2]
 Bird shot [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Plomb de chasse [1.8]

Teny iditra 3/3 fatsaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Comme fetsaka [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16