|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  fetsy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 [Antemoro] lainga [1.78]
20 [Tanosy] fantatra, hay [1.78]
21 Mahay, kinga eo amin' ny hevitra: Efa fetsy itỳ zanako itỳ fa mahalala misaotra raha omena zavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 cunning, skillful, shrewd, sharp. [1.2]
23 sly, cunning, sharp [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 rusé, fourbe [1.8]
Ohatra  25  Nosokafan'ilay fetsy ny sobika. [2.442#]
26  Olona fetsy sady masiaka no nampoizin'ny Betsileo ho hita. [2.298#]
Tovy hevitra  27 begararo, bekarijo, besafary, besaroro, famantsy, fanalolahy, fanalovavy, fanganga, fangoloka, fangotsohana, fangotsoka, fatsaka, fatsoralahy, fatsoravavy, fiharatra, gagilahy, gagivavy, galofantsy, hobokaaty, holokoloka, hotsohotso, kalita, kapetsy, kapotsaka, karana, konjo, mantsana
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe fetsy

Teny iditra (2/3) 29  fetsy
Sokajin-teny  30  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny anglisy  32 little things transplanted, or planted here and there. (Prov.) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  33 [Tankarana] riz, ou autres, transplantés. (kètsa). [1.19]
Voambolana  34  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (3/3) 35  fetsy
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37 [Bara] hafatra [1.78]

Fivaditsoratra  fetsy, 38 fitse

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22