|
|
|
|

Teny iditra 1  fefena
Fototeny  2 fefy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana fefy, asianavala, asiana zavatra miaro manodidina: Hofefeko ny tanimboliko mba tsy hidiran' ny akoho / Fefen' ny reny ny zanany rehefa matory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be fenced, to be hedged in. [1.2]
10 to be enclosed, to be hedged in [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on clôture [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19